Entrée | mifanindrana (indra) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Mandeha milahatra tsy misy aloha sy aoriana: Nifanindrana izahay sy i Dada nankany an-tsaha [1.1] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Synonymes | mifanindran-dalana | ||||||
Anagrammes | mifanandrina, mifanindrana |
Mis à jour le 2023/01/20 |