Entrée indra
Partie du discours   nom
Définition malgache   Enti-milaza ny hatevin-javatra, ka misy roa ny indra: ny indrakely na hatevenany, ary ny indrabe na ny sakany: Voatondro roa ny indrakelin' ny hazofisaka, ary irain-jehy ny indrabeny
¶ Ilany: Nihazo ny indran-dalana izy mba tsy ho voahitsaky ny fiarakodia [Rajemisa 1985]
Dérivations  
Synonymes   indrany

Entrée indra
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition anglaise   [Provincial] before, previously, whilst [Richardson 1885]
Définition française   [Tankarana] avant, auparavant. [David 1952 (takila I)]

Entrée indra
Partie du discours   pronom [liste]
Définition malgache   [Bezanozano] izany [Rakotosaona 1972]

Entrée indra
Partie du discours   Non spécifié
Définition malgache   [Bara] [Rakotosaona 1972]
Dérivations  

Entrée indrà
Partie du discours   Non spécifié
Définition malgache   [Bara] na....na..... [Rakotosaona 1972]
Synonymes   ndra ~ ndra ñy

Mis à jour le 2017/03/10