| Entrée | 1 mifanitsaka efitra |
| Mots élémentaires | 2 mifanitsaka, 3 efitra |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 toe-trano izay tsy misy lalantsara ka voatery miditra amin' ny efitra iray raha te hankao amin' ny efitra ilany
[1.1] |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|