Entrée | 1 mifanjohy |
Radical | 2 zohy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mifanarakaraka mifanao aloha sy aoriana; miaraka lava eny: Nifanjohy ela teny izy roa talohan' ny hivadiany Mifanenjika: Nifanjohy ny polisy sy ilay mpangalatra [1.1] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |