|
|
|
|

Entrée (1/2)1  zohy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Lavaka na lozoka mandady fa tsy mitsatoka midina:
4 Niery tany anaty zohy ireo mpandositra [1.1]
Explications en anglais  5 a cave, a cavern [1.7]
Explications en français  6 cave, tunnel, souterrain [1.3]
7 caverne, grotte [1.8, 1.13]
8 galerie [1.13]
Exemples  9  Niditra ny zohy indray aho hatory. [2.643#]
10  Teo am-bava-zohy, dia nofatorany koa ny tongony; [2.357#]
Synonymes  11 zoma
Tous les mots composés  12  2 combinaisons de ce mot
Article  13 Randzavola: zohy ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)14  zohy
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16 Fanarahana avy eo aoriana
17 Fandehanana manjokozoko ohatra ny antidahy
18 Famelana handeha aloha [1.1]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :

Anagrammes  34 hozy, 35 zohy

Mis à jour le 2025/11/13