Entrée mifankatia (tia)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Enti-milaza olona roa na maro izay manana fitia mifamaly: Mifankatiava ihany raha mbola velona aina [1.1]
Explications en français S' entr' aimer [1.107]
Exemples 
1Fo mifankatia no miara-mifanindran-dàlana. [2.499]
2Nasehony ny tsy fitovian-drazana, nefa mampaninona moa izany amin' ny fo hampia-mifankatia? [2.499]
Morphologie 
Présent : mifankatia
Passé : nifankatia
Futur : hifankatia
Impératif : mifankatiava
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20