Entrée mifanondana (ondana)
Partie du discours verbe actif
Exemples Nifampiankina izy roa, ny sorok' i Soa nitehina tamin' i Zaka ary ny loha nifanatona toa hifanondana. [2.5]
Morphologie 
Présent : mifanondana
Passé : nifanondana
Futur : hifanondana

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20