| Entrée | 1 mifanongoa |
| Radical | 2 tongoa |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mifanaingina, izany hoe ny sasany mitaingina eny ambonin' ny sasany: Tsy nisy vatonifanongoa taorian' ilay rivo-doza [1.1] |
| Exemples |
5 famirapiratana avokoa no tazana ombieny ombieny, tsy arabe, tsy lalankely, tsy kianja malalaka, tsy tokotany tery, tsy varavaram-pitaratra mifanongoa arivoarivo.
[2.470]
|
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 10 tsy misy vato mifanongoa |
| Synonymes | 11 mifanindry |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|