| Entrée | 1 mifanontona |
| Radical | 2 tontona |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Tonga misesy ka ny eo tsy lasa, ny hafa avy ihany: Nifanontona ny raharaha androany ka saika tsy nahita fotoana hisakafoana akory aho Mianjera amin' ny fotoana iray: Nifanontona androany ny fankalazana ny fanambadiany sy ny fanadinany [1.1] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 8 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|