Entrée |
mifantina
(fantina)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Définition malgache | Maka na manavaka izay tsara, mitsaika: Mifantina izay vary tsara hambolena ¶ Maka izay tsara amin' ny sisa maro hafa, mifidy: Mifantina ny sakaizany izy [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | to select, to choose, to pick out, to cull. [Richardson 1885]
|
| to pick out, to select [Hallanger 1973]
|
Traduction française | sélectionner, trier, choisir [Hallanger 1974]
|
Morphologie |
|
Exemples | Satria noheverina ho fanompoana moa izany, nilaza ireo nanome fa ampy azy ny fisahiranana nifantina na nanomana ireo vokatra haseho. [Andraina: Mitaraina, page 24]
|
Citations |
|