Entrée mifaritra (faritra)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Misy faritra, voafaritra: Tsy azony kasihinany tanintsika satria efa mifaritra mazava tsara
¶ Misy dian-javatra na famantarana mipetaka: Misy mifaritra boribory mainty eo amin' ny handriny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise having a mark, having boundary lines. [Richardson 1885]

2012/08/01