Entrée |
mifefy
(fefy)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Misy fefy: Mifefy ve ny tokotaninareo? Manatona ho ao ambany fiarovana: Mifefy amin' ny reniny ny zazakely [1.1]
|
Explications en anglais | Being walled, being fenced. [1.2]
|
| To be enclosed by a fence, a wall [1.7]
|
Explications en français | être entouré d'une clôture, etc. [1.8]
|
Morphologie |
Présent : |
mifefy |
Passé : |
nifefy |
Futur : |
hifefy |
Impératif : |
mifefe |
|
|
Entrée |
mifefy
(fefy)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Enti-milaza ny fombafomba fanao rehefa mandevina, izay mifarana amin' ny famonoana omby [1.1]
|
Explications en anglais | Having the ceremony of the afana performed for one, applied to the deceased. [1.2]
|
|