Entrée mifelana (felana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mivelatra, vaky: Efa mifelana ny voninkazo
¶ Manao teny mamy, vava soa, mampanantena hanao [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mifelana
nifelana
hifelana

2010/05/14