Entrée mifetaka (fetaka)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Miraikitra, mipetaka: Nifetaka tamin' [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   Adhering, wet, sticking to. [Richardson 1885]
Exemples   Taolana zara raha misy hoditra mifono sisa ny tratrany ary toa lamba manify mifetaka amin' ny tenany ny nonony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 147]
Morphologie  
mifetaka
nifetaka
hifetaka
mifetaha

Mis à jour le 2012/08/02