Entrée mifitra (fitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamaoka ny loto amin' ny vavafivalanana rehefa avy nivoaka, amin' ny alalan' ny taratasy na vorodamba [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to wipe. [Richardson 1885]
Morphologie 
mifitra
nifitra
hifitra
mifira
Exemples hifitra ny masony anankiroa, vaky ra sy nivonto daholo na molotra na voahia, na handrina, na takolaka. [Andraina: Mitaraina, page 73]

2012/08/02