Entrée mifofotra (fofotra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mampandeha ny tafoforana: Tsemboka ery Rakoto rehefa mifofotra
¶ Manafana: Izy no nifofotra tamin' ny lanonan' ny fokontany
¶ Mikezaka, mikely aina, mimaso, milozoka: Mifofotra amin' ny fanoratana boky izy. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to make a big effort [Hallanger 1973]
Définition française faire de grands efforts [Hallanger 1974]
Morphologie 
mifofotra
nifofotra
hifofotra
mifofora
Synonymes mamofotra
Mots composés, titres, noms 
Exemples Indro, Izaho no nahary ny mpanefy izay mifofotra ny afo amin'ny arina ka mahavita fiasana hanaovany ny asany [Baiboly: 29:054:016/Isaia 54:16..]

2013/04/24