Entrée | 1 migaina |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 gaina |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
7 [1.1] Sady mafana no manevoka: Migaina izany andro izany Marary, mavesabesatra: Migaina hono ny andohany ka nomeko fanafody izy Maina dia maina, karakaina: Kitay hazo migaina ireo ka mirehitra tsara |
Synonymes | 8 migaingaina |
Anagrammes | 9 aingaim, iaingam, miainga, miaingà, migaina |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |