Entrée migoana (goana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamoaka feo mafy avy amin' ny fifandonan-javatra, toy ny varavarana mikatona mafy amin' ny tolana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to sound, as the door when knocked. [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Morphologie 
migoana
nigoana
higoana

2012/08/05