Entrée migodana (godana)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Malalaka: Migodàna ny arabe aty an-drenivohitra
¶ Manaram-po: Migodàna itony zatovolahy sy vavy aty aminareo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise wide, as a road or the floor of a room. [Richardson 1885]
Exemples Voalazany tamn' izany ny firentirentin' ny jirony amin' ny alina, ny fahabetsahan' ny fiara misosa amin' ny arabe migodana, ny fifanosehan' ny olona miantsena, ny mpivarotra hani-masaka sy ny magazay lehibe mahafinaritra misy fitaratra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 11]

Entrée migodaña
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Sihanaka] manome tsiny, mankarary [Rakotosaona 1972]

2013/10/28