Entrée mihaboboka (boboka)
Partie du discours verbe actif
Explications en anglais [ miaboboka ] To bloat, to swell out as a corpse. [1.2]
Explications en français Se gonfler, être gonflé, en tas [1.3]
Exemples Tsy midika akory izany fa tsy mihetsika izy na lany andro na mihaboboka, saingy ho sandan' ny faharetany sy ny fiantohana azy dia somary sahirana izy hifanaraka amin' ny toetr' andro. [1.369]
Morphologie 
Présent : mihaboboka
Passé : nihaboboka
Futur : hihaboboka

Mis à jour le 2023/04/09