Entrée boboka
Partie du discours adjectif
Définition malgache Vonton-drano: Bobo-drano ireto hazo iretoka tokony hafindra toerana
¶ Voky na feno be loatra ka manjary leo: Boboky ny divay ny anao lahy vao niala tao ka mamo nidarabodraboka eran' ny arabe fotsiny
¶ Lao, tofoka, tsy tia herika: Boboky ny fianarana, hono, Rabe
¶ Rakotra bobongolo noho ny hamandoana be loatra ka manomboka ho simba: Boboka tato lahy ireto boky ireto noho ny hamandoana [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] tofoka, leo [Rakotosaona 1975]
Traduction anglaise soaked, full of water, saturated; satiated, sated. See bobaka. [Richardson 1885]
 soaked; sated [Hallanger 1973]
Traduction française imbibé; dégoûté;
 moisi, rassasié jusqu'au dégoût [Abinal 1888]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy, tany mihanjaka ny ao anatiny, ary ny varavarana, hazo boboka, raha donina mafimafy dia mihintsana. [Andraina: Mitaraina, page 103]
Citations 

Entrée boboka
Partie du discours nom
Traduction anglaise  [Provincial] the large pot for holding water. See sinibe. [Richardson 1885]

Mis à jour le 2021/02/19