| Entrée | 1 mihaino |
| Radical | 2 haino |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manongilan-tsofina mba handre: Misy mihaino antsika fa aza miteny mafy
5 Manaraka, manaiky: Hihaino ny teniko ihany hay ianao! [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to hearken, to hearken to, to listen, to obey.
[1.2] 7 to listen to [1.7] |
| Explications en français |
8 Ecouter, prêter l’oreille, exaucer: Misy mihaino anao (Quelqu’un vous écoute) ~ Nihaino ny fangataliako izy (Il a exaucé ma demande)
[1.3] 9 écouter [1.8] |
| Exemples |
10 Lasa nivoaka Rainimavo nihaino sady nitsinjotsinjo.
[2.324]
11 Tany am-pandriana Rainitoandro no nihaino ny hafalian-janany. [2.470] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 16 4 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 18 amihino, 19 ihamino, mihaino |
| Mis à jour le 2025/12/08 |
|