| Entrée | 1 mihalaka |
| Radical | 2 halaka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Misy elanelana, mifampihataka: Mihalaka loatra ireto zana-kazo ireto.
5 Mihataka: Misy biriky mihalaka amin' ity tamboho ity. 6 Mihataka, misintona, miala: Nifanditra ny mpianatra ka nihalaka Ramose. [1.1] |
| Explications en anglais |
7 to be separate, to go apart, to have a space between..
[1.2] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 12 mihalakalaka |
| Anagrammes | 13 mahakaly, 14 mahakila, 15 mahalika, 16 mahilaka, 17 mihalaka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|