Entrée mihalakalaka (halakalaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Misy elanelana, mifampihataka: Mihalakalaka loatra ireto zana-kazo ireto
¶ Mihataka: Misy biriky mihalakalaka amin' ity tamboho ity
¶ Mihataka, misintona, miala: Nifanditra ny mpianatra ka nihalakalaka Ramose [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mihalakalaka
nihalakalaka
hihalakalaka
mihalakalaha
Synonymes mihalaka

2010/05/06