1 | Nihamalemy ny feony, niezaka mba handrehoaka. [Profita: Ranary, page 78]
|
2 | Nihananalavitra izy, re ihany ny antsoantsony nihanalemy hatrany [Andraina: Mitaraina, page 180]
|
3 | Angamba nitady hananika ny tanin' ny Israely ny Asyriana rehefa hitany fa nihanalemy izany fanjakana izany noho ny ady an-trano niseho tao aminy [Randzavola: Baiboly, page 655]
|
|