Entrée mihandrona (handrona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mijanona tsy mivoaka fa mitoby fotsiny, monina: Mihandrona eto an-tokotany ny rano
¶ Mipetraka tsy miteraka, tsy mitombo: Loza fa vola dimy alina ny ahy no mihandrona amin' ity raharaha ity
¶ Matoritory, tsy maty tsy velona: Mihandrona ny varotra amin' izao fotoana izao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be stagnant, to be motionless [Hallanger 1973]
Définition française être stagnant, rester là longtemps [Hallanger 1974]
Morphologie 
mihandrona
nihandrona
hihandrona
mihandròna

Entrée mihandròna (handrona)
Partie du discours impératif du verbe actif mihandrona [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]

2012/08/06