Entrée mihararetra (hararetra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mangovitra fatratra toa rano an-dravina [Rajemisa 1985]
 mihovitrovitra [SLP 1986]
Définition française vibrer [SLP 1986]
Morphologie 
mihararetra
nihararetra
hihararetra
Exemples Sady taitra Ingahibe no nanala ny sarom-bavany, ka namaly azy tamim-peo mihararetra hoe: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 176]
Citations 

2012/12/19