Entrée mihatsara (tsara)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to become good gradually [Richardson 1885]
Définition française s'améliorer peu à peu, progresser [Abinal 1888]
Exemples Vao mainka zendana ihany rahateo koa izy ireo, indrindra Rasoa antoky ny fikarakarana, fa toa mihatsara Rainitoandro, raha ny resaka ataony sy ny fahamiramiranany no andinihana izany [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 65]
Citations 

2015/03/18