Entrée mihazo (hazo)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mandalo toerana iray: Nihazo taty izy omaly
¶ Manohy ny dia amin' ny lalana hafa: Nihazo tamin' irý lala-mihoatra irý izy fa tsy nanaraka ny arabe akory [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to pass by way of [Hallanger 1973]
Traduction française   passer par [Hallanger 1974]
Exemples   Rasoa moa nihazo ny magazay ambadiky ny tsena, Ravokatra kosa, namakivaky ny fihaohaon' ny vahoaka. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 108]
Morphologie  
mihazo
nihazo
hihazo
Citations  

Mis à jour le 2012/08/06