| Entrée (1/2) | 1 mihehy |
| Radical | 2 hehy |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mikaoka amin' ny tongotra dia manely: Nihehy ny fako teo ny akoho ka izany no nahatonga ny tokotany haloto
5 Mihady: Mihehy ny tany ny saka 6 Mamokatra, mamongotra: Nisy nihehy ny voanjo tatsy atsimon-tanàna 7 Mitady hahalala momba ny...: Nihehy ahy ny mpitsikilo tamin' ny fivoriana nataonay fa tsy niteny na inona na inona aho [1.1] |
| Explications en anglais |
8 to scratch in the ground.
[1.2] 9 to scratch the ground; to paw the ground [1.7] |
| Explications en français |
10 gratter la terre, creuser avec les pattes
[1.8] |
| Exemples |
11 Akoho lahy mihehy lavenona ireny, ka mandihy ambony fasan-drazana.
[2.472]
|
| Morphologie |
|
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 17 mihehy |
| Partie du discours | 18 verbe actif |
| Explications en malgache |
19 mihomehy
[Taisaka, Bara]
[1.78] 20 mihomehy: Kaja mihehy ny kivahe mahia sandré ibojan'ny volone (aza homehy ny amboa mahia sao ipariahan'ny volony) [Tanala] [1.78] |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|