Entrée mihelina (helina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandalo vetivety, miseho kely dia lasa: Mihelina ny volana
¶ Mamangy vetivety dia lasa: Tsy nanao afa-tsy nihelina ihany i Dada teto aminay [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to glide by rapidly, to pass by swiftly, to elapse. [Richardson 1885]
 to pass rapidly, to decline [Hallanger 1973]
Définition française passer rapidement; décliner [Hallanger 1974]
Morphologie 
mihelina
nihelina
hihelina
mihelena
Exemples Ndrisy, toa rahona sy zavona mihelina tokoa mantsy ireny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 53]
Citations 

2012/08/06