Entrée miherika (herika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitodika any ivoho, na any an-kavanana na any an-kavia: Niherika izy no nahapotraka aza
¶ Mijery izay any aoriana ka atodika any ny loha: Niherika azy no nahatafintohina ahy
¶ Miraharaha, misahana, mikarakara: Aza miherika asa hafa afatsy ny anao [Rajemisa 1985]
Morphologie 
miherika
niherika
hiherika
mihereha
Citations 

2010/05/14