Entrée mihetraketraka (hetraketraka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mampiasa hery, misetrasetra, mirehareha, mila ady, manimba zavatry ny sasany: Fatra-pihetraketraka loatra ianao, ry fasana! [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mihetraketraka
nihetraketraka
hihetraketraka
mihetraketraha

2010/05/14