Entrée hetraketraka
Partie du discours nom
Définition malgache fisomparana; fampiasan-kery aman' olona na fanimbana sy fandravana fananana: Potika noho ny hetraketraky ny tsy tia ny voly teny an-tsaha [Akademia 2005]
Définition française brutalité, vandalisme, méchanceté, ar [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Toa te-hikosoka ny hetraketraka natao rehetra. [Andriamalala: Ranomasina]
2Mpanjaka nahery setra sy be hetraketraka i Zakavola. [Randriamamonjy: Tantara]
3Mba hiarovana ireo vahiny izay niditra tao Sodoma tsy hiharan' ny hetraketraka samihafa, dia nampiantrano azy i Lota. [White: Patriarka]

Entrée Hetraketraka
Partie du discours nom propre (titre de livre ou pièce)
Auteur Andriamalala Emilson Daniel, 1972
Dimensions Pages: 200.
Tableaux et planches Tous les titres

2020/01/26