Entrée | mihinina > mihinana (hinana) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mitsako ary mitelina ventin-kanina mba hahavelona ny tena: Mihinam-bary ny Malagasy Mikiky: Mihinana ny vy ny haro fesina Mankahia, mampihena: Mihinana azy ny eritreriny Maka zavatra ankeriny (aman' olona): Nihinam-bolan' olona, hono, Rangahy io [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To eat; to use up; to embezzle funds [1.7] | ||||||||
Explications en français | Manger; consommer; détourner des fonds [1.8] | ||||||||
[Sakalava-Mayotte] [ mihinaña ] Manger [1.405] | |||||||||
Exemples |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mots composés |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot mihinana | ||||||||
Entrée | mihinina > mihinàna (hinana) | ||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif mihinana | ||||||||
Explications en malgache | [1.1] | ||||||||
Explications en français | [1.3] | ||||||||