|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mihinana
Radical  2 hinana
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mitsako ary mitelina ventin-kanina mba hahavelona ny tena: Mihinam-bary ny Malagasy
9 Mikiky: Mihinana ny vy ny haro fesina
10 Mankahia, mampihena: Mihinana azy ny eritreriny
11 Maka zavatra ankeriny (aman' olona): Nihinam-bolan' olona, hono, Rangahy io [1.1]
Explications en anglais  12 to eat; to use up; to embezzle funds [1.7]
Explications en français  13 manger; consommer; détourner des fonds [1.8]
14 [mihinaña] [Sakalava-Mayotte] manger [1.405]
Exemples  15  Ary nony nihinana kelikely, hono, izy, dia hoy izy: [2.293]
16  Aza mihinana ny varin' Andriambahoaka re ianareo [2.470#138]
17  Eo ampanaovana izany anefa, mahazo mihinan-katsaka izay te hihinana ary na firy na firy. [2.472#21]
Analogues  18  homana, 19  mamahan-tena, 20  mamango, 21  mambosibosika, 22  mambosika, 23  managorodana, 24  manao indraim-bava, 25  manao rapa-dango, 26  manao sesimontotra, 27  manao teli-moka, 28  manao tombokitsatsy, 29  manao tombok' orona, 30  manao tranga, 31  manao vakim-borona, 32  manao voky, 33  mandrapaka, 34  mandrepoka, 35  manendry, 36  manesika, 37  mangeboka, 38  manoranorana, 39  mianjady, 40  mibibaka, 41  mifotafota, 42  Miharaka, 43  mijao, 44  mikesokesoka, 45  miletra, 46  mimontsina, 47  miosanosana, 48  mipaka, 49  misatrasatra, 50  mitelina, 51  mitomboka, 52  mitsamontsamona, 53  mitsingintsingina, 54  miviravira
Combinaisons  55  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mihinana
Proverbes  56  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 57  mihinàna
Radical  58 hinana
Partie du discours  59  impératif du verbe actif mihinana [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  mihinàna, mihinana

Mis à jour le 2026/08/15