|
|
|
|

Entrée1  mihivingivin-doha
Mots élémentaires  2  mihivingivina, 3  loha
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  manetsiketsika ny loha miankavia miankavanana, manambara tsy fitiavana, faharikorikoana, na fahakiviana [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12