|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mihodinkodina
Radical  2 hodinkodina
Partie du discours  3  verbe actif
Exemples  4  I Vola io aza izao ohatra ny mihodinkodina ny fahitako azy. [2.4]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
Proverbes  8  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)9  Mihodinkodina
Mots élémentaires  10 mihodinkodina
Partie du discours  11  nom propre (titre de poème) [Liste complète]
Vocabulaire  12  Littérature: poèmes
Auteur  13 Mahaleo
Texte complet  14  [CR]
15  [CR] Mihodinkodina leitsy an!
[CR] Ity tanintsika ity
[CR] Mba mahaiza fetsifetsy an!
[CR] Sao ialahy dia mikodia
[CR] Misy ambony misy ambany an!
[CR] Fombany ihany io lery e!
[CR] Izay mirodana aoka ho any an
[CR] Hikorisa, hikodia e
[CR] Izay mirodana aoka ho any an
[CR] Hikorisa, hikodia e
[CR]
16  [CR] Ts’iza hono izy fa akama !
[CR] Niara-niaina tamin’i ty
[CR] Tanaty fotaka malama
[CR] Tanaty trano fatim-by
[CR] Resabe avokoa
[CR] Ny tabataban-dry zalahy e!
[CR] Mody hoe hanao soa
[CR] Kanjo hitsentsitra an’ialahy e!
[CR] Mody hoe hanao soa
[CR] Kanjo hanaikitra an’ialahy
[CR]
17  [CR] Nony azony ny toerany
[CR] Mikarama vola be
[CR] Ny sakafonao no ferany
[CR] Izy anie ka be kile
[CR] Eo ialahy vao midanaka
[CR] Hoe tena dadany ilay aka
[CR] Nefa ialahy efa voadaka
[CR] Lôvy tsy nahazo laka
[CR] Nefa ialahy efa voadaka
[CR] Fa lasan’olona ny laka
[CR]

Anagrammes  18 mihodinkodina, Mihodinkodina

Mis à jour le 2025/11/17