Entrée mihonaka (honaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mianjera noho ny habeny, ny taviny: Nihonaka ilay omby mifahy
Mandry ao am-pandriana: Mbola mihonaka ao am-pandriana ao Rakoto
Mandrevo, latsaka ao anaty fotaka: Nihonaka tao anaty honahona ny kisoanay [1.1]
Morphologie 
Présent : mihonaka
Passé : nihonaka
Futur : hihonaka
Impératif : mihonaha
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20