Index

Proverbes : mihonaka

Proverbe Avaho tsara ny teninao, fa roa ny manonaka : ny iray mihonaka ny taviny ; ny iray nihonaka ny ihany. [Cousins 1871]
Avaho tsara ny teninao fa roa ny manonaka : ny iray mihonaky ny taviny, fa ny iray mihonaky ny ihany. [Rinara 1974]
Roa ny mihonaka (manonaka) : ny iray mihonaky ny taviny, ny iray mihonaky ny ihany. [Rinara 1974]

Index