| Entrée | 1 mihorohoro |
| Radical | 2 horohoro |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mangovitra, mihovitrovitra: Mihorohoro mihitsy ny trano rehefa mikotroka ny varatra
5 Matahotra, mitebitebin-tahotra: Mihorohoro ny vahoaka fa toa hipoaka, hono, ny ady [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to tremble, to shudder
[1.7] |
| Explications en français |
7 trembler, frémir
[1.8] |
| Exemples |
8 mihorohoro dia mihorohoro ny tany;
[2.996]
|
| Morphologie |
|
| Anagrammes | mihorohoro, 13 mirohoroho |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|