| Entrée (1/2) | 1 mijabajaba |
| Radical | 2 jabajaba |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mandeha mamindra na mamindra kitoatoa sy mitsapatsapa ao anatin' ny maizina: Maninona àry Rangahy io no mijabajaba ohatra an' io, kanefa andro mazava izao
5 Miteny na mitsofoka be fahatany amin' ny haizina sy ny kitoatoa, amin' izay tsy fantatra: Aza mijabajaba amin' izany ianao fa zavatra tsy fantatrao izany [1.1] |
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 10 mijabajabà |
| Radical | 11 jabajaba |
| Partie du discours | 12 impératif du verbe actif mijabajaba [Liste complète] |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Explications en français |
[1.3] |
| Anagrammes | 13 mijabajaba, mijabajabà |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|