|
|
|
|

Entrée1  mijaingy
Radical  2 jaingy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra, mandeha amin' ny famindra madinidinika nefa toa mangozohozo, mitongilana toa hianjera, marary: Nijaingy tahaka ny akoho voakapoka izy niala avy tao
5 Mamindra toa mitsipitsipika: Lasa nijaingy ny anao lahy nony voatonona ny anarany [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
Synonymes  9 mijaingijaingy

Mis à jour le 2025/09/12