|
|
|
|

Entrée1  mijajirika
Radical  2 jajirika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mijoro tsy mihetsika na kely aza: Inona àry no ataon' io olona mijajirika eo amin' ny orana io?
5 Mitsangana miandry ela: Nijajirika ela teo an-tokotany ilay Rangahy vao nampandrosoin' ny tompon-trano [1.1]
Explications en anglais  6 To endure, to continue, to wait patiently about, as a person standing outside one's house
7 and exposed to the wind and rain [1.2#297]
Explications en français  8 Se tenir debout sans bouger, attendre:
9 Aza mijajirika ao amin' ny ranonorana (Ne restez pas là exposé à la pluie) ~
10 Efa nijajirika ela teo an-tokotany izahay vao tonga hianao (Nous avons attendu longtemps dans l'emplacement avant votre arrivée
[1.3#290]
Exemples  11  kanjo hay zava-doza ity mijajirika ora maro ity! [2.643#]
12  Fantatrareo ve, hoy Ibaomaria, no toa samy mijajirika hoatra ny vatolahy izato hianareo? [2.499#]
13  Dia ilay tovolahy nisalaka landy mijajirika somary mihomehy maneso eo anivon' ny afo sy ny tabataba! [2.5#]
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
17  Impératif :

Mis à jour le 2025/11/17