|
|
|
|

Entrée1  mijoy
Partie du discours  2  verbe actif ou adjectif
Radical  3  joy
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7  [1.1#689] Latsaka, mirotsaka foana tsy miato: Mijoy ny orana amin' ilaifito
Mitomany tsy an-kijanona: Asa na marary io zazakely io na maninona fa mijoy foana ny ranomasony. / Ny maso mijoy toa patrakala. (Ny Avana)
Explications en anglais  8  [1.2#304] to cry, to weep
rainy
Explications en français  9  [1.3#298] couler, tomber longtemps, ruisseler: Mijoy ny ranon' erika (La bruine ne cesse de tomber)
pleurer avec beaucoup de larmes: Nijoy ny ranomasony (Ses larmes ruisselaient) ~ Nojoy ny zazakely (L'enfant pleurait)
Exemples  10  [1.220#] Mitaraina Ibeby anaty lambany ao, mainka koa indreny Mipatraka mijoy fa feno mitatao ny ranomason-dreny.

Anagrammes  11  ijoim, mijio, mijoy, miojy

Mis à jour le 2025/07/29