Entrée mika
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tsimihety] Enti-milaza ny rahona ambony [Rajemisa 1985]
   [Tambahoaka, Tanosy] rahona [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  

Entrée Mika
Partie du discours   nom propre (livre biblique)
Définition malgache   Mika, Mikea: boky iray ao amin' ny Baiboly [Baiboly]
Définition anglaise   Micah: one of the books of the Bible [Baiboly]
Définition française   Michée: un des livres de la Bible [Baiboly]
Exemples   Ny bokin' i Mika dia laharana fahenina amin' izay atao noe "mpaminany madinika" ao amin'ny Baibolintsika. [Randzavola: Baiboly, page 671]
Vocabulaire  
Synonymes   Mikea
Articles  

2015/09/07