Entrée mikapa (kapa)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manapaka amin' ny famaky na antsibe: Lasa nikapa hazo any an' ala ny Dadan' i Lita
Mitovy hevitra: mamira
¶ Manamboatra mba hisy rirany mahitsy: Mahay mikapa vato Rakoto
Mitovy hevitra: mipaika
¶ Mamely mafy amin' ny varotra, manao lafo izaitsizy, manondro-bidy tafahoatra: Loza io mpivarotra io raha hikapa
¶ Maka tsikelikely hatrany amin' ny variraiventy farany, manihika: Nikapa ny volaho rehetra ilay karilahy iny [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to cut a tree; to cut wood [Hallanger 1973]
Traduction française   abattre un arbre; couper [Hallanger 1974]
Morphologie  
mikapa
nikapa
hikapa
mikapà

Entrée mikapa
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   misoroka [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]

Entrée mikapa (kapa)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manao kapa: Mandeha tsy mikapa [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to wear sandals [Hallanger 1973]
Traduction française   porter sandales [Hallanger 1974]
Morphologie  
mikapa
nikapa
hikapa

Entrée mikapà (kapa)
Partie du discours   impératif du verbe actif mikapa [liste]
Définition malgache   [Rajemisa 1985]
Traduction française   [Abinal 1888]

Mis à jour le 2012/08/13