Entrée mikarainkona (karainkona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mihorona sy mikainkona: Mikarainkona ny volondoha raha azon' ny afo
Mitovy hevitra: mikainkona ~ miketrona ~ mionkina ~ mivonkina [1.1]
Morphologie 
Présent : mikarainkona
Passé : nikarainkona
Futur : hikarainkona

Mis à jour le 2023/01/05