Entrée miketrona (ketrona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Misy ketrona, lefiravina, fiforetan' ny lamba amin' ny tenany ihany: Tsy miketrona ity lamba ity fa henjan-doatra
¶ Mihorongorona, mivalombalona madinika: Olona efa miketrona iny ve ho tanora intsony
Mitovy hevitra: mangata-paraky (kiraro) ~ mifararemotra ~ mifendrotra ~ mifentsahona ~ miforitra ~ mikainkona ~ mikarainkona ~ mikirotra ~ mikonkina ~ milefitra ~ mirehoka ~ mitofendrotra ~ mivalombalona [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be wrinkled [Hallanger 1973]
Définition française être ridé, plissé [Hallanger 1974]
Morphologie 
miketrona
niketrona
hiketrona
miketròna
Citations 

Entrée miketròna (ketrona)
Partie du discours impératif du verbe actif miketrona [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/01/22