Entrée mikarapoka (karapoka (kapoka))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mianjera na lavo tampoka: Fanina izy ka niankarapoka tamin' ny tany [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mikarapoka
nikarapoka
hikarapoka
mikarapoha
Autres orthographes 
Exemples Na dia lavo aza izy, tsy dia mikarapoka, fa Jehovah no mitantana azy. [Baiboly]

2019/08/27